|
|
|
|

Entry joka
Part of speech adjective
 Tsy mba be teny na be resaka, tsy rotodrototra sy mipetrapetraka : Tovolahy jomòka izay izy ka sarotra ny mahalala ny toetrany [1.1]
 [ jamòka ] Tsy be teny na be resaka, morabe sady bonaika. (Jomòka anefa no fiteny matetika kokoa) [1.1]
 Quiet and retiring [1.7]
 Calme, doux [1.3, 1.8]
 Retenu, silencieux [1.3]
 [ jamòka ] Doux, paisible, silencieux [1.3]
Derivatives 
Synonyms jamoka [less frequent than jomoka]

Entry jomoka
Part of speech noun
  [Tankarana] Poussière. [1.19]
Synonyms jomontany

Updated on 2021/06/24