| Entry | jofoana (jofo) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho Ianjerana, iantontana Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | jofoina | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|