| Entry |
jirika
|
| Part of speech | noun
|
| | Varotra: Nanao jirika olona ny taloha [1.1]
|
| | Commerce, trafic en détail, vente d’esclave [1.3]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
jirika
|
| Part of speech | noun
|
| | Jiolahy tafatambatra hamely sy handroba; dahalo Fivarotana entana antsinjarany hahazoan-tombony tsy aradalàna, na koa fividianana entana hakana tombony: Manao jiri-bary io lehilahy io. [1.1]
|
| | A band of robbers [1.7]
|
| | Pillards qui vont par bande [1.3]
|
| | [Tankarana]
Brigandage en bandes. [1.19]
|
| | Bande de pillards [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples | Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila.
[2.324]
|
|