|
|
|
|

Entry jay
Part of speech noun
 Fihetsika miedinedina, miandranandrana sy miavona. [1.1]
Derivatives 
Synonyms jaijay

Entry jay
Part of speech Unspecified
 Avonavona, anjonanjona, fanesoana [1.1]

Entry jay
Part of speech noun
  [Bara] Zandry [1.78]
Vocabulary 
Synonyms zay

Entry jay
Part of speech noun
 Vorona mangamanga be tabataba any Eoropa sy Amerika Avaratra [1.17]
Vocabulary 

Updated on 2010/05/28