| Entry | janga | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny [1.1] | ||
| Lascif [1.3] | ||
| A prostitute Immoral [1.7] | ||
| Prostituée Immoral [1.8] | ||
| Article | Randzavola: janga ao amin' ny Baiboly | |
| Entry | janga | |
| Part of speech | adjective | |
| [Bara] sitrana [1.78] | ||
| [Tandroy] Vao avy narary, vao sitrana: Tsy mahaloha lavitse reke fa vaho janga [1.78] | ||
| [Sakalava] Sitrana [1.1] | ||
| [Tankarana] Guéri: Efa janga ny marary (le malade est guéri) [1.19] | ||
| Entry | janga | |
| Part of speech | adjective | |
| Enti-milaza ny loha miranga ary mitraka tsara [1.1] | ||
| Relevé [1.3] | ||
| Updated on 2023/03/06 |
|