|
|
|
|

Entry jaingijaingy (jaingy)
Part of speech noun
 Fandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra ary matahotra ny hianjera
Famindran' ny zaza vao miana-mandeha toa mitsipitsipika [1.1]
Synonyms jaingy

Updated on 2023/01/20