| Entry |
izatsy
(itsy)
|
| Part of speech | pronoun
|
| | Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny "itsy" fototeny niaviany ihany: Tsy hitanao angaha izatsy trano voalokaloky ny amontana izatsy? [1.1]
|
| | Celui ou celle qui est là, ce qui [...] [full text in 1.5]
|
| Examples |
| 1 | Koa tsy hanao zavatra vaovao tsinona, koa dia naniraka izatsy be loatra izatsy.
[2.366]
|
| 2 | avy ery ambony izatsy no fasan-drazanay, ary ao no milevina ireo nahitako masoandro.
[2.529]
|
|
| Tables and plates |
|
|