|
|
|
|

Entry izarỳ (irỳ)
Part of speech pronoun [Full list]
 Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny fototeny niaviany "iry" [1.1]
 Those quite far away (not in sight) [1.7]
 Ceux-là, assez loin (pas visible) [1.8]
Examples Ary izary hazo miavona izary, ranalahy io ka raha sanatria, mitrena eto io anio alina dia hahita loza eto isika telo mianaka. [2.643]
Tables and plates All the pronouns

Updated on 2023/01/21