| Entry | izaitratra | |
| Part of speech | adjective | |
| Elementary words | izay, tratra | |
| Be dia be, sesehena: Izaitratra ny mpianatra tsy afa-panadinana tomin' itỳ taona itỳ [1.1] | ||
| Examples | Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny.
[2.471] | |
| Other spellings | izay tratra | |
| Updated on 2023/06/14 |
|