| Entry |
izahay
|
| Part of speech | pronoun
|
| | Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka
manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: ~ Malagasy izahay fa ianareo vazaha.Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy
olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny: ~ Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao. [1.1]
|
| | We (excluding the person addressed).
Compare isika.
[1.2]
|
| | We (excluding those addressed) [1.7]
|
| | Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle). [1.3]
|
| | Nous (exclusif) [1.5, 1.8]
|
| | Noi [1.18]
|
| Analogs |
anay ~
-nay ~
-ay |
| Tables and plates |
|
|