| Entry | itỳ | |
| Part of speech | pronoun | |
| Enti-manondro zavatra akaiky an' ilay miteny, na eny an-tanany mihitsy aza: Lehibe tokoa itỳ trano itỳ. / Homeko anao itỳ boky itỳ raha tianao / Esory any itỳ fa tsy tiako [1.1] | ||
| This quite close (in sight) [1.7] | ||
| Tables and plates | All the pronouns | |
| Updated on 2019/08/17 |
|