|
|
|
|

Entry itony
Part of speech pronoun [Full list]
 Misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itony ~ Itony ka tena zavatra! [1.1]
 This [1.7]
 Celui-ci, ce [1.8]
Examples 
1Itony tany no tsotsofina; [2.69]
2Mankasitraka, fa soa itony. [2.245]
3Tsy hita itony olona itony. [2.4]
4Inona izao no anaran' itony? [2.471]
Synonyms itoy
Tables and plates All the pronouns

Updated on 2019/08/17