| Entry |
ito
|
| Part of speech | pronoun
|
| | [Bara]
Ity [1.78]
|
| | Enti-manondro ny taona diavina na hitsahina: Be ny voankazo taona ito Indraindray koa ampiasain' ny mpanoratra mitovy amin' ny "itỳ" ny "ito", fa tsy miverina indroa, aloha sy aorian' ny anarana kosa izy [1.1]
|
| Examples | Hafa noho izay vokatra teo aloha no azo tamin' ito.
[2.445]
|
| Tables and plates |
|
|
| Entry |
ito
|
| Part of speech | noun
|
| | Fisarahana, fahatapahana [1.1]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
ito
|
| Part of speech | noun
|
| | [Betsileo]
Nom donné aux écorces de hafotra quand elles ont été battues et tressées pour faire des liens solides, ou taillées et filées pour être tissées.
En Imerina, on dit plutôt
hifi-tenona, surtout dans le dernier cas.
[1.196]
|
| Vocabulary |
|