|
|
|
|

Entry itena
Part of speech pronoun [Full list]
  [Taisaka] Ianao [1.78]
 Misolo ny olona itenenana raha tokana, ary tsy manaja, ifanaovan' ny olona tezitra, indrindra ny vehivavy. [1.1]
 You (singular) used familiarly; often disrespectful [1.7]
 Tu, toi; familier ou trivial [1.8]
Tables and plates All the pronouns

Updated on 2019/08/17