|
|
|
|

Entry itazonana (tazona)
Part of speech relative verb
  [1.1]
  [1.3]
Examples Eo koa ny fandavana ny fitsaram-panjakana fa itazonana ny fitsaram-pokonolona rehefa misy fifanolanana. [2.606]
Morphology 
Present : itazonana, itazonako, itazonanao, itazonany, itazonantsika, itazonanay, itazonanareo, itazonan', itazonan-, itazonam-, itazona-
Past : nitazonana, nitazonako, nitazonanao, nitazonany, nitazonantsika, nitazonanay, nitazonanareo, nitazonan', nitazonan-, nitazonam-, nitazona-
Future : hitazonana, hitazonako, hitazonanao, hitazonany, hitazonantsika, hitazonanay, hitazonanareo, hitazonan', hitazonan-, hitazonam-, hitazona-
Imperative : itazony

Updated on 2023/01/20