| Entry | itandroana (tandro) | ||||||||
| Part of speech | relative verb | ||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Examples | Ary, araka izay voatsikera ny amin'ny fomba samy hafa itandroana ny fihavanana eo am-pandaharana, ny fomba samy hafa anohinana ny fo, ny fomba samy hafa handonana ny eritreritra, moa tsy dia efa voasavasava ny foto-kevitra ifaharan'ny lahateny aman-kabary rehetra?
[2.298] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Other spellings | itandrovana | ||||||||
| Updated on 2021/03/26 |
|