| Entry | ise | |
| Part of speech | pronoun | |
| Misolo ny olona itenenana raha tokana, ifanaovan' ny samy lehilahy na ny samy vehivavy mifankazatra, na ny lehilahy sy vehivavy mifankatia; fanao teny lazaina ny "ise" fa raha atao teny fameno dia ampialohana ny "an": Ise ve no nilaza izany? / Tonga namangy an' ise izahay fa tsy tao an-trano ise. [1.1] | ||
| Used familiarly for You, You sir. [1.2] | ||
| You (singular) used familiarly between men [1.7] | ||
| Tu [1.8] | ||
| Tu [1.18] | ||
| Derivatives |
| |
| Analogs | ianao ~ ialahy | |
| Tables and plates | All the pronouns | |
| Updated on 2019/08/17 |
|