|
|
|
|

Entry irony (iroa)
Part of speech pronoun [Full list]
 Enti-manondro olona maro tondroina an' eritreritra: Izaho tsy mba tahaka irony mpanambaka olona irony [1.1]
 Those far away yonder (in sight) [1.7]
 Ce, celui-ci, celle-là; voilà [1.3]
 Ceux-là, bien loin (visibles) [1.8]
Examples 
1Toa irony vonin' avoko anaty vero. [2.296]
2Sigara ohatra irony ilay fonosin-tanana no fahitako azy. [2.4]
Synonyms iroa ~ iroakatra ~ iroana ~ irokatra ~ irokitra
Tables and plates All the pronouns

Updated on 2023/01/21