| Entry | ireo (io) | |
| Part of speech | pronoun | |
| Enti-manondro olona na zavatra maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "io": Ampangino ireo zaza mitomany ireo fa mankarenin-tsofina [1.1] | ||
| Tables and plates | All the pronouns | |
| Updated on 2023/01/22 |
|