|
|
|
|

Entry ireny (iny)
Part of speech pronoun [Full list]
 Enti-manondro zavatra na olona maro; ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "iny": Mba hananako, hono, ny elatr' ireny vorona manidina ireny [1.1]
 Those (in sight); plur. of iny and io [1.7]
 Ceux-là (visibles) [1.8]
Tables and plates All the pronouns

Updated on 2023/01/21