| Entry | indrisy | |
| Part of speech | interjection | |
| Enti-milaza fisentoana fa misy alahelo lehibe: Indrisy! lasa tsy ho hitako intsony izany reniko!. Indraindray koa anefa mety milaza fihetseham-po samihafa -- indrindra fahatairana, na hagagana, na hakiviana -- ny indrisy: Indrisy! rahoviana vao tsy hirehareha ny lehibe sy ny ambony! (Mitovitovy hevitra aminy eto ny Endrey!) [1.1] | ||
| Alas! Alack! Beautiful! [1.2] | ||
| Alas! [1.7] | ||
| Hélas! [1.8] | ||
| Updated on 2009/09/06 |
|