|
|
|
|

Entry indraika
Part of speech adverb [Full list]
 Fiangolana ny hoe "indray": Raha tany indraika kosa ka mifaly -- Hadinoy ny sentosento sy tomany -- Aoka ihany izany foko no hijaly -- Hitoloko samy irery lavitra any (Rajemisa Raolison)
Indray mandeha: Impiry ianao no tany Mahajanga? -- Indraika [1.1]

Entry indraika
Part of speech conjunction [Full list]
  [Tambahoaka] Koa, indray [1.78]
Synonyms indreka

Updated on 2009/09/01