|
|
|
|

Entry inanina (inana)
Part of speech passive verb
 Tadiavina hifampitahana: Ny varatra no inaninao raha te hifampitana amiko ianao [1.1]
 To be defied, to be challenged to a combat. [1.2]
Morphology 
Present : inanina, inaniko, inaninao, inaniny, inanintsika, inaninay, inaninareo, inanin', inanin-, inanim-, inani-
Past : ninanina, ninaniko, ninaninao, ninaniny, ninanintsika, ninaninay, ninaninareo, ninanin', ninanin-, ninanim-, ninani-
Future : hinanina, hinaniko, hinaninao, hinaniny, hinanintsika, hinaninay, hinaninareo, hinanin', hinanin-, hinanim-, hinani-
Imperative : inano

Updated on 2023/01/05