| Entry | Imerimanjaka | |
| Part of speech | name (toponym) | |
| Vohitra kely eo andafy andrefan' i Alasora, mifanao Alahamady sy Adimizana izy roa, elanelanim-tanimbary ary atsimon-Antananarivo. Ny bokin-dRainianjanoro sy ny gazety "Fanazavana" Juin 1930, ary ny Tantaran-ny Andrianan-i mompera Callet (takelaka 252-253) dia samy milaza azy ho isan-ny Tendrombohitra 12; fa ilay jeografy kely tranainy tamin-ny Tany gasy kosa tsy nilaza azy ao amin-ny fitanisany... [1.10] | ||
| Vocabulary | ||
| Analogs | Ny Tendrombohitra Roambinifolo | |
| Coordinates | 1857, 4733 | |
| Toponymy | merina, manjaka | |
| Updated on 2025/11/01 |
|