|
|
|
|

Entry iliny
Part of speech noun ilika and pronoun
Elementary words ilika
 Nofon-kena malemy manaraka ny taolan-damosin'ny omby [1.13]
 Filet [1.13]
Examples 
1Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy; [2.857]
2Tsy hadinon' Itelo-lahy ny nanokana ny fony ho azy mpandrasa sy ny iliny sy ny losony ho fanajana an' Ingahy Dubosc. [2.285]

Updated on 2023/10/07