|
|
|
|

Entry Iharanandriana
Part of speech name (toponym) [Full list]
 [Hiharanandriana hoy ny sasany] tendrombohitra be vatolampy, tomandavana mianavaratra sy mianatsimo, ao amin-ny faritany Ambatolampy, nefa tsy lavitra an-Antananarivo, tandrifindrifin' i Tsinjony sy Behenjy... 1825 m ny haavon' ny tendrony atsimo ary mihaiva kokoa ny avaratra. Ny Vazaha manao azy hoe "satro-jobon-i Behenjy"... [1.10]
 A rocky mountain some miles to the south of the capital. [1.2]
Vocabulary 
Examples Fito tany amin'ny Vakinisisaony : Ampandrana, Imerimanjaka, Alasora, Iharanandriana, Andramasina, Tsiafahy, Ambatomanga. [2.508]
Other spellings 
Analogs  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Quotes 
Coordinates -19.3666667, 47.8166667
Toponymy harana, andriana
Illustrations 

Updated on 2025/11/01