|
|
|
|

Entry idimbare
Part of speech noun
  [Tanala] Ketsa: Idimbare nohanin'aomby: ny alohake mijaka ka ny avy ijakana (ketsa lanin'omby: ny mpitaitra tonga aloha milaza ka ny avy afara ilazana) [1.78]
Vocabulary 
Synonyms hidimbare

Updated on 2009/09/01