| Entry |
ianarana
(anatra)
|
| Part of speech | passive verb
|
| | Enti-milaza ny zavatra iray atao ny hahaizana azy [1.1]
|
| | [1.2]
|
| | Qu'on étudie, qu'imite [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Ny dada no sarotra ianarana.
[2.69]
|
| 2 | Hararaoty ny andro tsy ianarana hidiovana.
[2.117]
|
| 3 | Ny tenindrazana no tokony hianarana voalohany indrindra
[1.1]
|
|
| Morphology |
| Present : |
ianarana,
ianarako,
ianaranao,
ianarany,
ianarantsika,
ianaranay,
ianaranareo,
ianaran',
ianaran-,
ianaram-,
ianara- |
| Past : |
nianarana,
nianarako,
nianaranao,
nianarany,
nianarantsika,
nianaranay,
nianaranareo,
nianaran',
nianaran-,
nianaram-,
nianara- |
| Future : |
hianarana,
hianarako,
hianaranao,
hianarany,
hianarantsika,
hianaranay,
hianaranareo,
hianaran',
hianaran-,
hianaram-,
hianara- |
| Imperative : |
ianaro |
|
|
| Entry |
ianarana
(anatra)
|
| Part of speech | relative verb
|
| | Enti-milaza ny fomba, toerana, fitaovana entina mianatra [1.1]
|
| | [1.2]
|
| | [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Ny rakibolana no tsara hianarana ny tenin-drazana
[1.1]
|
| 2 | Ianarana koa ny miandry amim-paharetana hoy Idada.
[2.332]
|
|
| Morphology |
| Present : |
ianarana,
ianarako,
ianaranao,
ianarany,
ianarantsika,
ianaranay,
ianaranareo,
ianaran',
ianaran-,
ianaram-,
ianara- |
| Past : |
nianarana,
nianarako,
nianaranao,
nianarany,
nianarantsika,
nianaranay,
nianaranareo,
nianaran',
nianaran-,
nianaram-,
nianara- |
| Future : |
hianarana,
hianarako,
hianaranao,
hianarany,
hianarantsika,
hianaranay,
hianaranareo,
hianaran',
hianaran-,
hianaram-,
hianara- |
| Imperative : |
ianaro |
|
|