| Entry | hotakotaka | |
| Part of speech | noun | |
| Tabataba sy horohoro;horohoro noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana izay re fa ho avy na mananontanona; fihetsiketsehana noho ny tany tsy mandry misy zavatra mampiahiahy: Hotakotaka eran' ny tanàna tamin' ny fisamborana ilay lehiben' ny mpiodina [1.1] | ||
| A tumult, a disturbance [1.7] | ||
| Tumulte, agitation [1.8] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2010/10/07 |
|