| Entry | hosokosoka (hosoka) | |
| Part of speech | noun | |
| Zavatra tsy tena izy, fa ala tahaka ratsy sy vita an-tandrevaka mba hamitahana: Nanao vola an-kosoka izy ka voasazy roapolo taona amponja. [1.1] | ||
| Fraud, falsification [1.7] | ||
| Supercherie [1.3, 1.8] | ||
| Falsification, altération, apparence fausse et trompeuse, comme celle de la fausse monnaie [1.3] | ||
| Fraude [1.8] | ||
| Examples | Fa nanomboka teo amin' ny varimitsangana kosa, dia ny marina tsy nisy hosokosoka no nambarako.
[2.4] | |
| Synonyms | hosoka | |
| Updated on 2023/07/01 |
|