| Entry | hosena (hosy) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Hitsahina amin' ny tongotra: Aza hosena itỳ lambako Atao tsinontsinona, zimbazimbaina: Nohoseny ny hajan' ny tokantranony tamin' ny fitondran-tena ratsy nataony Vakivakina (enti-milaza ny baingan' ny tanimbary vakina mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hanetsana ny vary): Hosen' ny olona ny tanimbary alohan' ny hanetsana Baboina: Nohosen' ny fanjakana ny hareny fa namadika tanindrazana izy [1.1] | |||||||||
| To be trampled as ricefield; to be confiscated [1.7] | |||||||||
| Qu'on piétine; qu'on confisque [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|