| Entry |
holatra
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tankarana]
Provocation dissimulée, tournée. [1.19]
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
holatra
|
| Part of speech | noun
|
| | Dian-dratra na fery efa sitrana hita eo amin' ny hoditra. [1.1]
|
| | A scar [1.7]
|
| | Cicatrice [1.3, 1.8, 1.5]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Hitan' ialahy io holatra amin' ny sandriko io, diam-benitra io.
[2.472]
|
| 2 | Na ho sitrana aza, hoy Fatakamana tamin ny namany, ny holatra tsy ho azo kosehina!
[2.499]
|
|
|
| Entry |
holatra
|
| Part of speech | noun
|
| | Karazan-javamaniry mitarehina elo mivelatra ny maro aminy: Misy karazany roa lehibe ny holatra: dia ireo fihinana ary ireo misy poizina ka mahafaty [1.1]
|
| | Mushrooms; fungus in general [1.7]
|
| | Champignon [1.8]
|
| | Nom générique des champignons [1.3, 1.5]
|
| | [ olatra ] (dictionnaire Abinal et Malzac, 4e édition (1930) p. 236 et 459 : admet les deux orthographes ; mais en malgache moderne, on écrit plutôt holatra). Nom générique des Champignons : [Taifasy]
D'après Cardenan, Journal Officiel de Madagascar n° 272 (7 Juillet 1898) p. 2119, à Farafangana ce nom est réservé au champignon blanc comestible des parcs à boeufs. Le Dr. H. Poisson l'identifie avec doute à Agaricus campestris L. (Agaricaceae).
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | dia totoina ny ravin' ana-mamy, dia fiazana atao amy ny tavy, dia ahosotra ny holatra vaovao;
[2.48]
|
| 2 | Mandrara-boa an-tanimena ny lahin-taretra amoron-dalana ary mitsangana eo amin' ny hamandoan' ny zezika ny holatra fotsy sy volombatolalaka.
[2.470]
|
|
| Other spellings |
| Quotes |
|