|
|
|
|

Entry holafiny
Part of speech noun holafitra and pronoun
  [Taimoro] Sampaho, salohy (akondro) [1.78]
 Fitambaran' ny akondro iray sampaho izany hoe miangona amin' ny tendron' ny taho anankiray
Mitovy hevitra: antoko. ~ fizarana ~ toko
Ny olombelona toy ny embok' akondro ka raha manondro lanitra, iray ihany fa raha mitsontsorika, samy manana ny holafiny: enti-milaza ny firaisam-piavian' ny olombelona na dia misampana ho karazany maro aza [1.1]

Updated on 2025/04/17