| Entry | hoika | |
| Part of speech | interjection | |
| Teny tenenina raha sempotra na sasatra nony mijanona na mijoro kely avy niaka-piakarana: Hoika! mideza koa izany raha fiakarana [1.1] | ||
| Mot que prononcent les gens fatigués en prenant haleine [1.3] | ||
| Derivatives |
| |
| Other spellings | hoiky | |
| Entry | hoika | |
| Part of speech | interjection | |
| Kina-teny kely tsy misy heviny, mitovy amin' ny hoe iky, ary ampiarahina mandrakariva amin' ny hoe mandehana hoika [1.10] | ||
| Mot explétif, comme iky [1.3] | ||
| Other spellings | hoiky | |
| Updated on 2012/12/20 |
|