| Entry | hoho | |
| Part of speech | noun | |
| Karazandrazana tandroka maniry eo amin' ny loha rantsana: Hohon-tsaka Rangotra: Safosafo tonga hoho (Rabearivelo) [1.1] | ||
| A claw; a finger or toe nail [1.7] | ||
| Griffe, ongle [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Derivatives |
| |
| Article | Randzavola: hoho ao amin' ny Baiboly | |
| Entry | hoho | |
| Part of speech | noun | |
| [Tanosy] Tranombitsika ambony hazo [1.78] | ||
| [Sakalava] Karazam-bitsika vaventy izay manao trano tany amin' ny hazo, mahery mihazakazaka, misy poizina mampanaintaina raha voakaikiny [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2023/07/10 |
|