|
|
|
|

Entry ho faty
Part of speech future of adjective maty
Elementary words faty
 Enti-milaza ny ho avy amin' ny matoanteny maty: Ho faty daholo ihany isika rehetra [1.1]
 Employé au futur de maty: Ho faty izy (Il mourra) [1.3]
Examples 
1Dia niara-nohelohina ho faty izy mianakavy [2.293]
2Fa misy zavatra efatra izay mampanahy, fa tsy maintsy hisy hihatr' aminy, dia ireo, Ny ho faty amy ny ady, Ny ho faty amin' aretina, Ny ho faty amy ny mosary, Ary ny alahelo, noho ny fisarahana amy ny aty antoerana. [2.59]

Entry hofaty
Part of speech noun
Elementary words faty
  [Sakalava] (littéralement « qui peut donner la mort », de faty : mort ; marque la toxicité). Vitex pervillei Baker (Lamiaceae). Arbuste assez commun dans la région de Majunga. Son nom est une mise en garde contre les empoisonnements qu'il peut provoquer. [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Vitex pervillei

Updated on 2025/04/17