| Entry | hoe | |
| Part of speech | adverb | |
| Toy izao, sahala amin' izao (fanao eo alohan' ny tenin' olona iray izay averina araka ny nitenenany azy): Dia niteny indrindra Andrianampoinimerina nanao hoe "ny ranomasina no valamparihiko" ~ Lazao aminy hoe "Tonga i dadanay" ~ Mba tiako ilay hira manao hoe: Ry tanindrazanay malala ò! Teny kely entina miangavy na mandidy, ary mety hifono hevitra fihantsiana na fahatezerana arakaraka ny feo ilazana azy: Mitsambikina hoe hahitana ny fahaizan' Ingahy! ~ Aiza hoe mba hojereko Marina ve? Namidiny hoe ny tranony tetsy Ambondrona [1.1] | ||
| Used before quotations [1.7] | ||
| Ainsi, comme ceci, dans ces termes, de cette manière, ainsi conçu, dit ainsi Mot explétif servant à donner la forme polie ou respectueuse à l'impératif, et pouvant indiquer parfois le défi, la colère, selon le contexte ou le ton Quoi? est-il vrai? [1.3] | ||
| Se met devant les citations [1.8] | ||
| Entry | hoe (hoy) | |
| Part of speech | imperative of passive verb hoy | |
| Impératif de hoy [1.3] | ||
| Entry | hoe
![]() | |
| Part of speech | noun or active verb | |
| Angady kely mitarehina famaky ka tsy atsatoka fa akapoka (to hoe) miasa tany amin' ny hoe [1.17] | ||
| Updated on 2023/10/01 |
|