|
|
|
|

Entry hitsoka
Part of speech adjective
 Tsy fahafahana miala fa mihizina ao anelanelana na ao anatin' ny zavatra [1.1]

Entry hitsoka
Part of speech noun
 Lalana tery sady lava any ambanin'ny tany [1.13]
 Galerie [1.13]

Entry hitsoka (tsoka)
Part of speech future of active verb mitsoka
  [1.1]
  [1.3]
Examples Ireo mpisorona zanak' i Aarona, no hitsoka ny trompetra; [2.996]

Updated on 2023/01/22