|
|
|
|

Entry hitsikitsika
Part of speech noun
 Karazam-borona salasalany, mivolon-takatra sady mainty ny volony, 30 sm ny halavany ary mivelona amin' ny nofom-biby madinika sy ny bibikely (Tinnunculus) -- Mahafinaritra jerena ny fanidin' ny hitsikitsika rehefa misonenika izay izy, ka nahatonga ny hiran' ny ankizy hoe: Mandihiza, Rahitsikitsika, hianaranay raha fararano [1.1]
 Crécerelle [1.54]
 Crécelle malgache, oiseau de bon augure, qui porte bonheur [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Tinnunculus
Examples Dia nisy hitsikitsika nisakana azy. [2.69]
Synonyms ihitsikitsika ~ ikitiky ~ kitsikitsika
Article 

Entry hitsikitsika
Part of speech noun
 Karazan-kazo lehibe mafy [1.1]
  [Betsileo, Merina] (Nom général de rhodocolea : Rhodocolea racemosa (Lam.) H.Perrier et Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Fruits comestibles, acidulés. [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Rhodocolea racemosa, Rhodocolea telfairiae
Analogs  hitsika

Updated on 2022/07/30