|
|
|
|

Entry hirangirana (hirana)
Part of speech noun
 Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana
Hirika na loaka idiran' ny fahazavana
Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. [1.1]
 A glimmer of light [1.7]
 Rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté [1.8]
Examples Ho rakotra azy ny tany, tsy ho hita hirangirana ny tany; [2.996]
Derivatives 
Synonyms hirana

Updated on 2023/02/21