|
|
|
|

Entry hika
Part of speech adjective
 Feno mitohoka tsy misy elanelany kely akory, feno mifanizina, tsy afa-mandeha fa tsentsina sy mihandrona, mijanona ary mihizina: Sambo feno hika entam-barotra [1.1]

Entry hika
Part of speech noun
 Fahafenoana mitohoka, mifanizina; tsy fahafahana mandeha fa tsentsina sy mihizina [1.1]
Derivatives 

Updated on 2012/12/18