| Entry | hihy | |
| Part of speech | noun | |
| [Bara] Nify [1.78] | ||
| Ilay nofo mena manarona ny vody nify, akanjo-nify [1.1] | ||
| [Masikoro] Nify [2.606] | ||
| The gums [1.7] | ||
| Les gencives [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | hihi-nify | |
| Entry | hihy | |
| Part of speech | noun | |
| Fikikisana, fikaohana ny loto miraikitra amin-javatra; famoasana ny hoditry ny voankazo na ny ovy [1.1] | ||
| Entry | hihy | |
| Part of speech | noun | |
| [Tanosy] Sohika [1.78] | ||
| Updated on 2025/08/21 |
|