|
|
|
|

Entry hidiana (hidy)
Part of speech passive verb
 (varavarana) Asiana hidiny, izany hoe tanana amin' ny batana amin' ny alalan' ny fanalahidy na karetsaka, mba tsy ho afaka hivoha: Efa nohidianao ve ny varavarankely any an-tany?
(zavatra) Atao ao anaty toerana mihidy: Nohidiany tao anaty vata ny firavany [1.1]
 To be closed, to be locked [1.7]
 Qu'on ferme à clé ou avec une barre [1.8]
Morphology 
Present : hidiana, hidiako, hidianao, hidiany, hidiantsika, hidianay, hidianareo, hidian', hidian-, hidiam-, hidia-
Past : nohidiana, nohidiako, nohidianao, nohidiany, nohidiantsika, nohidianay, nohidianareo, nohidian', nohidian-, nohidiam-, nohidia-
Future : hohidiana, hohidiako, hohidianao, hohidiany, hohidiantsika, hohidianay, hohidianareo, hohidian', hohidian-, hohidiam-, hohidia-
Imperative : hidio

Updated on 2023/01/20