| Entry |
hiaka
|
| Part of speech | noun
|
| | Feo avo entina hihaikana, hihantsiana ady na hireharehana [1.1]
|
| | A cry of defiance or of victory [1.7]
|
| | Cri de défi, cri de victoire [1.3, 1.8]
|
| | Cri de provocation [1.3]
|
| Vocabulary |
| Examples | Nisy feo nidradradradra nahonena, nisy hiaka tokana, ary nisy rà sesehena nandriaka.
[2.895]
|
|
| Entry |
hiaka
|
| Part of speech | noun
|
| | Soritra hita mazava miharihary, ka matetika ny soritra fotsy na mena no lazaina amin' izany [1.1]
|
| | Trace visible, distinctive, ordinairement blanche ou luisante [1.3]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
hiaka
|
| Part of speech | noun
|
| | [Sihanaka]
Tany marina malalaka mazava [1.78]
|
| | [Tankarana]
Clairière, plaine, grand terrain plat, découvert ; tanèty, collines sans arbres. (hày). [1.19]
|
| | [Bezanozano, Merina]
Sols sur lesquels la forêt a été détruite et où il ne pousse plus qu'une herbe rase. Clairières, emplacements dénudés en forêt. [1.196]
|
| Vocabulary |
|