| Entry | hetsehina (hetsika) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ovana toerana: Aza hetsehina ity latabatra ity Ahevingevina: Hetsehin' ny rivotra ny ravinkazo Resahina, apoaka indray: Nohetsehin' ny mpivory sasany ny raharaha momba ny vary [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|