|
|
|
|

Entry hetrika
Part of speech noun
 Enti-milaza ny feon' ny vary madiva ho ritra sy ho masaka. [Vocabulary: ]
Hafanana tsy anerany
Fahavoriam-bahoaka betsaka misy lanonana malaza [1.1]
Derivatives 
Synonyms hetriketrika

Updated on 2011/04/13