| Entry | herintaona | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Elementary words | herina, taona | ||||||
| Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, izany hoe 365 andro sy 4 ora na ampahefatry ny andro iray Elanelam-potoana misy andro 365 manomboka ny 1 Janoary ka miafara ny 31 Desambra, mitovy amin' ny taona ihany: Hianatra any Andafy, hono, izy amin' ny herintaona [1.1] | |||||||
| A year [1.7] | |||||||
| Un an [1.3] | |||||||
| Une année [1.8] | |||||||
| Vocabulary | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Updated on 2023/10/12 |
|