|
|
|
|

Entry helo
Part of speech noun
  [Tanala] Mivezika [1.78]
 Zavatra miserantserana sy manakontakona avy eo ambony loha. [1.1]
 Hovering, wavering, as something above a window. See helana, herohero [1.2]
Synonyms helohelo

Entry helo
Part of speech noun
 Toerana any amin' ny fiainan-tsy hita inoan' ny mpivavaka kristianina ho fitoeran' ireo ratsy fanahy teto an-tany ka ijaliany amin' ny tsy fahitany an' Andriamanitra; afobe [1.1]
 Hell [1.2, 1.7]
 L'enfer [1.8]
Vocabulary 
Origin Explanations in English: hell.
Article 

Updated on 2025/06/19