|
|
|
|

Entry havokavoka
Part of speech noun
 Taova anankiroa, havia sy havanana, ao anaty tratra, mifono ao anaty kitapo roa sosona atao hoe plevra, ka fiafaran' ny fitaovam-piaina. (Entin' ny traokabe, izay mizarazara ho zana-traoka eo am-pidirana amin' ny havokavoka, ny rivotra ka miafara any amin' ny kitapon-drivotra kely an' analinaliny; ao anatin' ireo kitapon-drivotra kely ireo no mifandray ny mpanelira madinika sy ny mpamerindra madiniky ny havokavoka, ka ny ra mena mainty entin' irery voalohany, mivesatra gaza karbonika, dia miova ho mena midorehitra noho ny oksizenan' ny rivotra, ka dia entin' iretsy faharoa kosa indray any amin' ny fo) [1.1]
 The lungs, the lights. [1.2]
 Poumons [1.5]
Vocabulary 

Entry havokavoka
Part of speech noun
 Kapoka mandrivorivo, fikapohana na famelezana mafy tsy misy indrafo. [1.1]
 Flogging, beating, striking. See kapoka, vely. [1.2]
Derivatives 

Entry havokavoka (havoka)
Part of speech noun
Derivatives 
Analogs  volo/colors/couleurs

Updated on 2023/01/05