|
|
|
|

Entry havitsiana (vitsy)
Part of speech noun
 Hakelezana isa: Mahabe fanantenana ny havitsian' ny olon-dratsy amin' itỳ tanàna itỳ [1.1]
 Smallness of number, fewness [1.7]
 Le petit nombre, rareté [1.8]
Examples Ny sisa tafajanona dia tsy tamana intsony noho ny havitsiana, ka dia nirenireny foana tany anaty ala tany; [2.357]
Synonyms fahavitsiana

Updated on 2023/10/29